Teny iditra | abalabala (balabala) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Ampiasaina hatao bala [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana anglisy | to be thrown as a ball or stone. See toraka. [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |