|
|
|
|

Teny iditra1  abaliaka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Atao mibaliaka, misokatra be, mibalela-bozona (akanjo)
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] Qu'on écarquille, qu'on rend décolleté
Fototeny  5  baliaka
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11