Teny
Anarana
Eva
Fitenim-paritra
Voambolana
Sokajin-teny
Fototeny
Sampanteny
Ohabolana
Haianarantany
Rakibolana
Fitsipi-pitenenana
Lahatsoratra
Fafana sy Tsanganana
Sary
Bibliôgrafia
Habaka
Takila fandraisana
Mpiara-miasa
Fanontaniana
Fiovàna
|
|
|
|
Teny iditra
abanjina
(
banjina
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy
Afantoka amin' ny:
Nabanjiny ny sarin-dreniny ny masony dia natory izy
[
Rajemisa 1985
]
Endriteny
Ny ankehitriny
Ny lasa
Ny hoavy
Filaza mandidy
abanjina
abanjiko
abanjinao
abanjiny
abanjintsika
abanjinay
abanjinareo
abanjin'
abanjin-
abanjim-
abanji-
nabanjina
nabanjiko
nabanjinao
nabanjiny
nabanjintsika
nabanjinay
nabanjinareo
nabanjin'
nabanjin-
nabanjim-
nabanji-
habanjina
habanjiko
habanjinao
habanjiny
habanjintsika
habanjinay
habanjinareo
habanjin'
habanjin-
habanjim-
habanji-
abanjino
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31