|
|
|
|

Teny iditra1  abarera
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Avala hibarera, hitaritarika; arefarefa: Mafana ny andro ka abareran' ny akoho ny elany
Fototeny  4  barera
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11