Teny iditra | 1 abehambehana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Atao mibehambehana, avelatra (tanana) na asabàka (tongotra) mba haka toerana be toa mitory fanambonimbonian-tena |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] used of the gait of one who walks in the manner described in behambehana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] qu'on écarte |
Fototeny | 6 behambehana |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |