Teny iditra | abehambehana (behambehana (behana)) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao mibehambehana, avelatra (tanana) na asabàka (tongotra) mba haka toerana be toa mitory fanambonimbonian-tena [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Used of the gait of one who walks in the manner described in behambehana [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on écarte [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |