Teny iditra | 1 abetroka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Atao mibetroka; avontirika feno fandrahonana: Aza abetroka tahaka izao ny masonao fa mampatahotra |
Fototeny | 4 betroka |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 abetroka, aboretak, boretaka, traokabe |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |