|
|
|
|

Teny iditra1  abirioka
Fototeny  2  birioka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Avily any amin' ny tsy izy: Aza abirioka ny resaka, raondriana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be made crooked.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] qu'on fait aller en biais
Ohatra  7  [2.296#] azo ahitsy amin' ny tsara na abirioka amin' ny ratsy, azo ahenjana na aketraka.
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12  abirioka, akôry aby, baorikay, ikabario

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21