Teny iditra (1/3) | 1 abo |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Taimoro, Bara, Tanosy]
avo, mideza 4 [1.78] [Taifasy] ambony, avo 5 [1.78] [Taisaka, Betsileo] avo 6 [1.78] [Tanala] avo, ambony: Mandrembo abo be ny raplany ka nikeoke anaty rahona ane (Misidina avo loatra ny fiaramanidina ka misitrika any anaty rahona any) 7 [1.78] [Tandroy] ambony: An'abo añe ty trano ty ondaty ampatrañe añe 8 [1.1] teny fahita indrindra amin' ny fitenim-paritra mitovy hevitra amin' ny hoe avo, ambony, tsy takatra: Abo toerana loatra io boky io ka makà tohatra |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.2] [Provincial]
High and round; great, tall. See avo, and ambo. |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.3] Mot venant des provinces : peu usité en hova, et employé dans le sens de Avo, haut 11 [1.19] [Tankarana] haut. |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 16 ambo, avo |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Teny iditra (2/3) | 33 abo |
Sokajin-teny | 34 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
35 [1.78] [Bara]
aely |
Teny iditra (3/3) | 36 abo |
Sokajin-teny | 37 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
38 [1.13] ambony noho ny aotra |
Fanazavàna teny frantsay |
39 [1.13] plus |
Voambolana |
40 Matematika: rafitrisa |
Mpanahaka | 41 tendroabo |
Fivaditsoratra | 42 abo, -bao, bao, boa, -boa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |