Teny iditra aboaboina (aboabo (abo))
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Avoavoina, aingaingaina, ambonina
Deraina fatratra, ankalazaina izaitsizy: Noaboaboina eran' ny tanàna ny mpandresy
Asondrotra, akarina: Mandry rano loatra io tapenaka io ka aboaboy kely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be exalted, to be elevated [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on vante, qu'on exalte [1.3]
Ohatra Noaboaboina eran' ny tanàna ny mpandresy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : aboaboina, aboaboiko, aboaboinao, aboaboiny, aboabointsika, aboaboinay, aboaboinareo
Ny lasa : noaboaboina, noaboaboiko, noaboaboinao, noaboaboiny, noaboabointsika, noaboaboinay, noaboaboinareo
Ny hoavy : hoaboaboina, hoaboaboiko, hoaboaboinao, hoaboaboiny, hoaboabointsika, hoaboaboinay, hoaboaboinareo
Filaza mandidy : aboaboy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/04