Teny iditra | 1 abofaka |
Fototeny | 2 bofaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Alefa, aely (fofona, vovoka) betsaka indray mandeha, adofaka: Nabofaky ny hainandro ny fofon' ny fako ka niely eran' ny tokotany |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 abafoka, abofaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |