Teny iditra | 1 abolisatra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fototeny | 3 bolisatra |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Atao mibolisatra na alefa handeha amin' ny tany malama: Aza abolisatra any ny savony, ry Koto |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.3] à faire glisser |
Tsipelina hafa | 10 abolasitra |
Fivaditsoratra | 11 abolasitra, abolisatra, asobilatra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |