Teny iditra | abonaka (bonaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Avala hibonaka, na hibontsina noho ny rivotra ao anatiny ka mihalehibe, hibotanaka [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | abonaka, akobana, ankaboa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |