Teny iditra | 1 abotetaka |
Fototeny | 2 botetaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Apetraka amin' ny tany aetry, apetraka amin' ny toerana iva: Betsaka ny olona ambinina na mety hahavita zavatra, saingy abotetaky ny sainy |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] qu'on assied par terre, qu'on place sur le sol |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny abotetaka io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |