Teny iditra | adaka (daka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Asaina mandaka, ampiasaina handaka: Raha marary ny tongotrao havanana, ny havia adaka [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Pied avec lequel on frappe, ce avec quoi on soutient [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/08 |