|
|
|
|

Teny iditra1  adalaina
Fototeny  2  adala
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  taomina amin' ny fanangolingolena ka ohatra ny atao izay hahavery ny loha: Nadalain' iny tovolahy iny nandritra ny telo volanany zanany vavy
5  lalaovina, atao fihomehezana: Efa miendrik' adala loatra ny anao lahy amin' ilay volo lavany ka tian' ny olona hadalaina
6  fetsifetsena, ambakaina: tsy azon' ialahy adalaina intsony aho
7  ariana andro: Aza adalain' ialahy amin' ny resaka foana eto aho fa tsy vitako ny asako [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8  To be befooled, to be imposed upon, to be deluded. adalana is used in the provinces. [1.2]
9  to be made foolish, to be made a fool of [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10  qu'on dupe [1.3, 1.8]
11  Qu'on séduit, à qui on fait perdre la tête, dont on se joue, qu'on importune [1.3]
12  de qui on se joue [1.8]
Ohatra  13  Reny fa mbola hadalain' ny kilonga amin' ny andrana sy fitarihana azy am-posy ilay borizanolahy nanatitra azy. [2.470]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  18  adalaina, iadalana

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/02