|
|
|
|

Teny iditra1  adaraboka
Fototeny  2  daraboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Azera mafy amin' ny tany: Nadaraboky ny namany teo amin' ny tany izy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] used of anything thrown down violently
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#96] qu’on jette en bas, qu'on précipite
Ohatra  7  [2.245#140] Hita ny vokatry ny herin' ny fitiavana teo amin' ny vehivavy: misy lehilahy nanan-daza nefa nadarabony
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12  abaradako, adaraboka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21