|
|
|
|

Teny iditra1  adaraboka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Azera mafy amin' ny tany: Nadaraboky ny namany teo amin' ny tany izy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] used of anything thrown down violently
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#96] qu’on jette en bas, qu'on précipite
Ohatra  6  [2.245#140] Hita ny vokatry ny herin' ny fitiavana teo amin' ny vehivavy: misy lehilahy nanan-daza nefa nadarabony
Fototeny  7  daraboka
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12  abaradako, adaraboka

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29