Teny iditra adarona (darona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao na tenenina miadana: Adarony ny teninao fa tsy azoko tsara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay A dire posément [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : adarona, adaroko, adaronao, adarony, adarontsika, adaronay, adaronareo, adaron', adaron-, adarom-, adaro-
Ny lasa : nadarona, nadaroko, nadaronao, nadarony, nadarontsika, nadaronay, nadaronareo, nadaron', nadaron-, nadarom-, nadaro-
Ny hoavy : hadarona, hadaroko, hadaronao, hadarony, hadarontsika, hadaronay, hadaronareo, hadaron', hadaron-, hadarom-, hadaro-
Filaza mandidy : adarony

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19