|
|
|
|

Teny iditra1  adiady
Fototeny  2  ady
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fifamalivaliana kely matetika, tsongotsongo teny, fifandrozandrozanana matetika: tsy ilaozan' adiady ireo mpianatra ireo
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#3] [duplicatif diminutif]
Ohatra  6  Fo mamelovelon'ny fitadiavan-kanina no mameno ny tratra-keliny, ka adiady madinidinika sy tomany matetitetika no hita amin'izy mianadahy avy [2.470]

Fivaditsoratra  7  adiady, adidia, diadia

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/02