|
|
|
|

Teny iditra1  adibaolina
Singan-teny  2  ady, baolina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.5] match
Ohatra  5  Tena zavatra izay adibaolina hitanay teny an-drenivohitra izay. [2.332#98]
6  Mahafinaritra ahy lavitra ny vaovao momba ny fanatanjahan-tena sy ny ady baolina [2.332#61]
Voambolana  7  Fanatanjahan-tena
Tsipelina hafa  8  adybaolina

Fivaditsoratra  9  adibaolina, ady baolina

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/30