Teny iditra adiji
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila antanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny adijidà-sefo amboniny sy ny serizà-sefo ambaniny; mitovy laharana amin' ny maître tsotra amin' ny tafika an-dranomasina [1.1]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: adjudant.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31