Teny iditra | 1 adijidà |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila antanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny adijidà-sefo amboniny sy ny serizà-sefo ambaniny; mitovy laharana amin' ny maître tsotra amin' ny tafika an-dranomasina |
Voambolana |
4 Miaramila |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 6 adijady, adijidà |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |