Teny iditra | 1 adim-piainana |
Singan-teny | 2 ady, fiainana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
Ohatra |
4 Ny olona diso fihetsika eo amin' ny adim-piainana ka mamono antoka ny tenany no lazaina hoe "diso paika ka matim-bela. [2.643] 5 Izany no toy ny fanantenana mitondra hanitra tsy hampamoifo eto ambonin'ny tany: reraky ny dia ny mpivahiny, trotraky ny adim-piainana maro samihafa, mila hamoifo, mila hanozona ny androny. [1.210] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 adim-piainana, adimpiainana, nampiadianay |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09 |