Teny iditra |
adinina
(adina)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao
|
Famaritana malagasy | Anontaniana, antsafaina:
Nadiniko azy ny anarany fa tsy namaly izy ¶ Fotorana lalina na mafy, alaina am-bavany; donina, pohina, haro-fana, faninina:
Nadinina ilay voampanga ny amin' ny nandaniany ny androny, nefa nihenahenavelona ¶ Tsapaina fahaizana, zahana fahaizana:
Nadinina marika aho aninaraina ka tsy nahay [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | to be enquired about, to be investigated; to be examined, as in a public examination of a school, etc. [Richardson 1885]
|
| to be examined, to be questioned [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | passer un examen; qu'on interroge [Hallanger 1974]
|
Haiendriteny |
adinina
adiniko
adininao
adininy
adinintsika
adininay
adininareo
adinin'
adinin-
adinim-
adini-
| |
nadinina
nadiniko
nadininao
nadininy
nadinintsika
nadininay
nadininareo
nadinin'
nadinin-
nadinim-
nadini-
| |
hadinina
hadiniko
hadininao
hadininy
hadinintsika
hadininay
hadininareo
hadinin'
hadinin-
hadinim-
hadini-
| |
adino | |
|
|