Teny iditra adirafitra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fanambarana singan-javatra roa na maromaro [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay   assemblage, montage [SLP: Voambolana]
Ohatra   Ny an-dRalahy malama tsara ny hazo ary mahitsy tsara na dian-tsofa, na diam-bakona, mikatona tsy ahitana hirika ny adirafitra. [Rakotozafy: Ratsimba, takila 65]
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Fifanahafana   ady rafitra

Nohavaozina tamin' ny 2017/10/27