Teny iditra adirafitra
Singan-teny ady ; rafitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [ ady rafitra ] Famitranana ny rafitra [1.1]
 Fanambarana singan-javatra roa na maromaro [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Assemblage, montage [1.13]
Ohatra Ny an-dRalahy malama tsara ny hazo ary mahitsy tsara na dian-tsofa, na diam-bakona, mikatona tsy ahitana hirika ny adirafitra. [2.332]
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/20