Teny iditra | adiresy | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | Fanondroana ny toerana onenan' ny olona iray: Aza fady indrindra mba lazao ahy kely ny adiresin-drainao [Rajemisa 1985] | ||||
Fandikana frantsay | adresse [SLP 1986] | ||||
Endriteny |
| ||||
Ny fihaviany | Frantsay: adresse. | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |