Teny iditra | adirima | |
Singan-teny | ady ; rima | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fitoviam-peo isaky ny faran'andalana eo amin'ny tononkalo [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Rime [1.13] | |
Ohatra | Jasmina Ratsimiseta, mpanoratra fanta-daza ary maro sampana, fa sady mpanao gazety marani-tsaina no mpanao adirima kingalahy no mpanoratra teatra mahafinaritra.
[2.313] | |
Voambolana | Haiteny ~ Tononkalo | |
Fivaditsoratra | ady mira, adirima, midaria |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09 |