|
|
|
|

Teny iditra1  adirima
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] fitoviam-peo isaky ny faran'andalana eo amin'ny tononkalo
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] rime
Ohatra  5  [2.313#] Jasmina Ratsimiseta, mpanoratra fanta-daza ary maro sampana, fa sady mpanao gazety marani-tsaina no mpanao adirima kingalahy no mpanoratra teatra mahafinaritra.
Voambolana  6  Haiteny
7  Tononkalo
Singan-teny  8  ady, rima

Fivaditsoratra  9  adirima, ady mira, midaria

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21