Teny iditra adisanina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanambarana isa, fanatontaliana isa: Efa mahay manao adisanina Ibalita kely [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy addition in Arithmetic [Richardson 1885]
 addition [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay Addition, opération d' arithmétique [Abinal 1888]
 addition [Hallanger 1974]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: addition.
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  Fifanampiana

2013/09/08