|
|
|
|

Teny iditra1  adisaona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taimoro] hihy, akanjo-nify
4  [1.1] Ny hihi-nify amin' ny fara valanorano.
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] the extremities of the gums, where the molars are situated.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] Les extrémités des mâchoires
Voambolana  7  Haiaina
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  9  adisaona, diasanao

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21