|
|
|
|

Teny iditra1  adivarotra
Singan-teny  2 ady, 3 varotra
Sokajin-teny  4  anarana
Ohatra  5  Fa ny vidin' ny omby sy ny hafaingan' ny adivarotra no nanaitra ahy. [2.4#131]
6  Tsy misy tombany, tsy misy adivarotra fa haingakaingana ery ny fifanolorana vola sy ny fanomezana entana. [2.470#56]
Haiendriteny 
7  Tsotra :
Tsipelina hafa  8 ady varotra

Fivaditsoratra  adivarotra, 9 ady varotra, 10 odivaratra, 11 ody varatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26