|
|
|
|

Teny iditra1  adivarotra
Singan-teny  2  ady, varotra
Sokajin-teny  3  anarana
Ohatra  4  Fa ny vidin' ny omby sy ny hafaingan' ny adivarotra no nanaitra ahy. [2.4]
5  Tsy misy tombany, tsy misy adivarotra fa haingakaingana ery ny fifanolorana vola sy ny fanomezana entana. [2.470]
Haiendriteny 
6  Tsotra :
Tsipelina hafa  7  adyvarotra

Fivaditsoratra  8  adivarotra, ady varotra, odivaratra, ody varatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21