Teny iditra adonadonina (adonadona)
Sokajin-teny matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy Tratrevatrevaina: Aza dia adonadonina toy izany ny anabavinao [Rajemisa 1985]
Endriteny 
adonadonina
adonadoniko
adonadoninao
adonadoniny
adonadonintsika
adonadoninay
adonadoninareo
nadonadonina
nadonadoniko
nadonadoninao
nadonadoniny
nadonadonintsika
nadonadoninay
nadonadoninareo
hadonadonina
hadonadoniko
hadonadoninao
hadonadoniny
hadonadonintsika
hadonadoninay
hadonadoninareo
adonadony

2010/04/28