Teny iditra | 1 adonaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-mandonaka, manempotra amin' ny setroka: Afom-bozaka roa entana no nadonany anay tao anefitra ka sempotra daholo izahay rehetra |
Fototeny | 4 donaka |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 adonaka, andakao, dakanao, nadakao |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |