Teny iditra | adonaka (donaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-mandonaka, manempotra amin' ny setroka: Afom-bozaka roa entana no nadonany anay tao anefitra ka sempotra daholo izahay rehetra [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | adonaka, andakao |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |