Teny iditra adraina (adrà)
Sokajin-teny matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy Lavina am-pifaliana; esoesoina, ivaivaina [Rajemisa 1985]
Endriteny 
adraina
adraiko
adrainao
adrainy
adraintsika
adrainay
adrainareo
nadraina
nadraiko
nadrainao
nadrainy
nadraintsika
nadrainay
nadrainareo
hadraina
hadraiko
hadrainao
hadrainy
hadraintsika
hadrainay
hadrainareo
adrao

2012/12/28