Teny iditra ady an-trano
Singan-teny ady ; trano
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fifamelezan' ny samy iray firenena na iray fianakaviana [1.1]
 Ady mitam-piadiana ao amin'ny firenena iray ka mampifanandrina antokon'olona roa na maromaro [1.13]
Fanazavàna teny anglisy [trano, a house.] Civil war; legal disputes between members of the same tribe or household. Pronounced ady an-drano. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Guerre civile [1.13]
Ohatra be ny ady an-trano taloha (les guerres civiles étaient fréquentes autrefois) [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/16