Teny iditra | 1 ady hevitra |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1#22#431] ady ifandresena lahatra; fiaraha-mikaroka ny marina amin' ny alalan' ny hevitra ampiadina |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] discussion, dispute |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#3, 1.5#143] discussion 6 [1.13][adihevitra] discussion: Adihevitra mampisongadina ny ... (Discussion mettant en relief le ...) |
Ohatra |
7 [2.472] Raha nisy firesahana koa na ady hevitra tao am-piangonana, tsy mba niteny mihitsy I Dada sy Neny. |
Singan-teny | 8 ady, hevitra |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |