Teny iditra | 1 ady saritaka |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] ady mikorontana, mifanjevo |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.5] combat dans la confusion |
Ohatra |
5 [2.472] Ary rahefa velona ny ady saritaka, miditra amin' ny tsatsi-benitra ialahy. 6 [2.643] Tsy dia mahatahotra akory ny mahita izany toa ady saritaka madinika sy ady vaventy mitalakotroka izany. |
Singan-teny | 7 ady, saritaka |
Lohateny |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |