Teny iditra | 1 afa-doza |
Singan-teny | 2 afaka, loza |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza olona efa teo ambavahoanan' ny loza nefa afaka soa aman-tsara; voavonjy soa aman-tsara tamin' ny loza saiky nahavoa ny tena |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [loza, calamity, danger.] Free from pain or trouble, released from danger, rescued from an impending calamity. |
Tovy hevitra | 6 afa-paty |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny afa-doza io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |