|
|
|
|

Teny iditra1  afa-dromoromo
Singan-teny  2  afaka, romoromo
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  tsy misy marokoroko intsony, madio malamalama
5  tsy misy zavatra manahirankirana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13