Teny iditra | 1 afa-karatsaka haloa |
Singan-teny | 2 afa-karatsaka, aloa |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.13] ny totalin'ny vola tsy maintsy haloa amin'ny olona nanaovana fifandraharahana ara-barotra |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] net à payer |
Voambolana |
6 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |