Teny iditra | afa-doza | |
Singan-teny | afa- (afaka) ; loza | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona efa teo ambavahoanan' ny loza nefa afaka soa aman-tsara; voavonjy soa aman-tsara tamin' ny loza saiky nahavoa ny tena [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [loza, calamity, danger.] Free from pain or trouble, released from danger, rescued from an impending calamity. [1.2] | |
Tovy hevitra | afa-paty | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny afa-doza io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24 |