| Teny iditra | 1 afa-dromoromo |
| Singan-teny | 2 afaka, 3 romoromo |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 tsy misy marokoroko intsony, madio malamalama
6 tsy misy zavatra manahirankirana [1.1] |
| Tovy hevitra | 7 afadraorao |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/23 |
|