|
|
|
|

Teny iditra1  afakafaka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.62] miala tsikelikely fa mbola tsy tontosa hatramin' ny farany: Efa afakafaka ny ditrany tamin' itỳ taona itỳ
Ohatra  4  [2.470] Mbola nisy rahateo ny tahiry, koa dia afakafaka teny ihany ny fahasahiranana isan-karazany tsy mety tapaka
Fototeny  5  afaka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11