|
|
|
|

Teny iditra1  afakampitso
Singan-teny  2  afaka, ampitso
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] The day after to-morrow.
Ohatra  5  Ny afakampitso dia namonjy ny nahatongavan' ny sambo tao Toamasina aho. [2.471]
6  Mitono mangahazo ny ankizy ary mandona ahitra horariana raha afakampitso ny reniny. [2.470]
7  Ny afakampitson' ny nahatongavana, navoaka indray ireo sisa tsy maty ary nalahatra nijoro amoron' ny hadilalana iray vao nohadina. [2.472]
Voambolana  8  Fotoana
Haiendriteny 
9  Tsotra :

Fivaditsoratra  10  afakampitso, fampitsoaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08