Teny iditra (1/2) | 1 afa-karatsaka |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] enti-milaza zavatra vidina na amboarina, ka tsy andoavam-bola ambonin' ny vidiny |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [haratsaka, clean-stalked.] Having done all that is necessary to accomplish what one has attempted. |
Singan-teny | 5 afaka, haratsaka |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 11 afa-karatsaka |
Sokajin-teny | 12 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] madio tsara tsy misy romoromony afaka madiodio amin' izay tataom-bola isan-karazany miampy ny vidin-javatra iray: Homenao arivo aho dia lasanao io farafara tsara tarehy io ka afakaratsaka amin' izany ny fitondrana azy hatrany aminareo, ny fiantohana azy eny an-dalana |
Singan-teny | 14 afaka, haratsaka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |