|
|
|
|

Teny iditra1  afa-karatsaka haloa
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] ny totalin'ny vola tsy maintsy haloa amin'ny olona nanaovana fifandraharahana ara-barotra
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] net à payer
Voambolana  5  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Singan-teny  6  afa-karatsaka, aloa

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07